" LAFO VIDY IANAO "

Nampidirin'i manirii | 17 Mey, 2013
Ry namako , Tsarovy eh fa ny rà n'i Jesosy kristy no namonjen'Andriamanitra ahy sy ianao mba ho voavonjy ho afaka @ fanagejan'ilay ratsy ary ahafahantsika miditra ho any @ Fiainana M/zay koa RAISO Jesosy fa tsy hanenenanao ny mandray azy (Vakio Jaona.3:16)